TSY IRERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY IRERYTsy irery ny tena
raha misy mozika
manala fahanginana ;
ny hira tsy hihena
fa dia hahasariaka
no azo amintinana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Fans:
3004
