TSY IZANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY IZANY





Ny fiainana moa
dia misy fetra
fa ny alahelo, tsy izany
ka lasa ambiroa
sy mitsetsetra,
tsy mba misy manontany.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
422 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497