Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MANAIKY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MANAIKYNy olona tsara,
tsy manaiky ny ratsy
hitoetra ao aminy,
na inona ambara
sao indro hamatsy
zava-tsy maminy.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
