TSY MISY MANJAVONA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISY MANJAVONAHita tsy hita ny zavona,
indraindray aza tsy hay adika
na koa toa tsy takatra ;
tsy misy manjavona
raha tsy ampianarina antsika
ny tokony ho fantatra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
