VAO MIFOHA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VAO MIFOHA




Ity hevitra ity no mihalohalo
vao maraina vao mifoha
mbola eto am-parafara :
mampianatra ny tononkalo
ka tsaroana ho mahasoa
rehefa, ohatra, fa tsara.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
360 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2245