VATO FOTSINY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VATO FOTSINY





Vato fotsiny ihany
ity diamondra ity
eo akaikinao ;
tsy mahasolo izany
an'ilay mba fitia
ka ampitao !





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
882 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116