VOLA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOLAVao manarangarana,
mahanjola
mahita azy an'alin-kisa ;
mamoha varavarana
ny vola,
na ny an'ny paradisa.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: