Hevitra momba ny INGAHY MAMPIANATRA

Hiverina amin'ny INGAHY MAMPIANATRA
maeva74 ( 31/07/2009 15:14)
Ö Ry ingahy mpampianatra!
Mahafinaritra no tsara e!
Nirilala ( 31/07/2009 22:06)
Tsara ilay izy, somary mampihomehy nefa tena zava-misy.
Ary mba ahoana ny amin'ireo ramatoa mpampianatra?
Mysento ( 02/08/2009 11:33)
Ny maso ,adaladala.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009