IHANY (haria)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho zava-poana angamba ny teny fanekena raha ho ahy sy ianao
Fa maso indray mitopy
dia azoko hanekena.
Fa ampy ahafehy ny toky fanome.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana