Hevitra momba ny 6
Hiverina amin'ny 6
lanto (
31/07/2004 11:43)
ngolingoly....izay marina ilay teny mahalaza azy !
hery (
31/07/2004 13:27)
Oups... tena tsara izany tononkalo izany. Ngolingoly = misy vitsika be dia be mandalo....
bichette (
02/08/2004 08:19)
ngolingoly ??, aie aie aie !
yonikafopl (
04/08/2004 14:16)
rehefa tia tokoa tsy mahatsiaro izany fa toa ngolingoly daholo ny vatana iray manontolo a!!!
