Hevitra momba ny ny fitiavana ?
Hiverina amin'ny ny fitiavana ?
ZAKAIOSY (
31/07/2013 21:00)
Kanto dia kanto e, fa tsy takatro hoe nahoana no ny fankahalana no fitia ambony indrindra.
Tena matoky aho fa tsy ho afaka eny ambavan'ny mpankafy ny haisoratra malagasy sy ny tononkalo ny anaranao atsy ho atsy. Tohizo hatrany dia miandry ny manaraka indray e !