Hevitra momba ny SOVA MOMBA NY " FACEBOOK"

Hiverina amin'ny SOVA MOMBA NY " FACEBOOK"
vounji ( 22/02/2015 11:50)
marina ny anao fa tsy mba diso
fa misy ny mpanao resaka masiso
rehefa tratran'ny tsy hanaiky diso
fa lazainy hoe ny saka ihany no piso

misy ireo manana milaza ho irery
ato anaty fb izy no mijery
namako, namako, ao no miery
nefa toetra lomorona mahavery

ato koa ny mpitovo no tsy mihafy
miezaka miboridana tsy mitafy
ireo bika aman'endrika no hafafy
tsy eto an-toerana ihany fa hatrany an.dafy
mulan920 ( 25/02/2015 07:21)
Marina mihintsy izany rehetra voalazanao izany.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092