Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny TSY IRERY IANAO
Hiverina amin'ny TSY IRERY IANAO
vonynive (
19/02/2014 06:36)
TSY IRERY IANAO
Tsy irery ianao
Fa mbola misy Namana vonona hanolo-tanana
Raha sendra ny manjo
Tsy kely ianao
Fa mbola misy Hery azo tovozina ao anaty fitambarana
Raha voahosihosy ny zonao
Tsy resy ianao
Fa mbola misy Aina hamelona fanantenana indray
Raha mandao ny namana,
ka tojo fisarahana
Avy any Ambony
Ikaloyna