MITOMOAGNY NY GASY (IRAKY NY FIT...)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitomoagny aro ny gasy,isan'andro mitaraigny
Jalim-piainagna efa mafy efa tsy hay ny hantenaigny
Mikofoko Mitady, isan'andro tsy mipetraka
Tsy mitsitsy aigny karaha tsy mbo reraka

Mitomoagny aro ny gasy, asa regninao izy zegny
Raha oanigny iniany zahavagna amaregny
Fiakaram-bidim-piainagna isan'andro no mitombo
Arakaraka zahay miezaka izy mahay mandombolombo

Mitomoagny aro ny gasy fö efa sarotro ny miaigny
Anao efa reraka miasa mbola koa miferin'aigny
Isan'andro anao mihetigny,mitebiteby lava
Sao ny hely mbo voahangogno ,alain'ireo mpandrava


Mitomoagny aro ny gasy, ny asa anao very maigny
Fö lafolafon'ny raha ambidy ny hetra Zay ifiagny
Zay tokony ho tombony,tsongirigny,alaigny
Mpampahantra gasy anao kay mbö tongava saigny


IRAKY NY FIT...
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
183 1
Mpakafy: hery
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : IRAKY NY FIT...
Nampiditra : hirakinnyfit
Daty : 31/07/2025 04:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0131