Matoa (JEMPL)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Matoa aho tsy niteny na niloa-bava
Na namerina fiteny handrava fihavanana
Dia aoka ho fantatrao fa maniry lalandava
Ny hanamafy ombieny 'lay dinan'ny fitiavana

Sanatria tsy avonavona na fitia te-hilongolongo
No sady tsy arirarira na koa fiatsaraham-belatsihy
Fa tiako mba ho mafy orina ka tena mba hiombo
'lay dina hifanaovana '' hiara - dalana ho DORIA "
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
917 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : JEMPL
Nampiditra : JEMPL
Daty : 08/10/2009 12:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013