Hevitra momba ny JESOA TIA ANAO

Hiverina amin'ny JESOA TIA ANAO
joharyfenosoa ( 04/12/2025 16:42)
olona tsotra tsy dia ahitana teny sy sarokenatra aho,nefa te hananatra ny namako sy tanora mitovy amiko aho ka izany no nahatonga ahy hanoratra mba ho tafapita ny tiako holazaina.
joharyfenosoa ( 04/12/2025 16:46)
aza afenina na kobonona ao anaty fotsiny ny aingam-panahy fa soraty mba hifanoana isika,mahereza daholo.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094