Hevitra momba ny Mama
Hiverina amin'ny Mama
Zozoro (
13/09/2011 17:42)
Minoa fa eo i mamanao satria mbola velona ao aminao ny fahatsiarovana azy. Rehefa levona, tarangana na tsy misy intsony ny fahatsiarovana azy dia izay vao tsy eo intsony izy satria voafefin'ny fanadinoana.
volana1 (
15/09/2011 12:21)
Misaotra betsaka Zozoro. Tsy maty ato am-poko i Mama.
