Hevitra momba ny Misaotra Ray ô !
Hiverina amin'ny Misaotra Ray ô !
Mysento (
02/08/2009 12:02)
Misaotra anao aho Raiko tia
fa nomenao fahendrena
hahafahako mitia
na hahafoizako ny tena.
fa nomenao fahendrena
hahafahako mitia
na hahafoizako ny tena.
