Hevitra momba ny TSY HO HADINOKO INY
Hiverina amin'ny TSY HO HADINOKO INY
raozigasy (
13/06/2013 09:32)
Tsy ho hadinoko iny
Fa misy pejy iray
Voakafiry, notsitsiany
Ho azy mandrakizay
K’ireo tantara rava
Voasaraky ny androany
Ireo teny diso vava
Voatahiry any
Tsy ho hadinoko iny
Fa an-toerana voatokana
Izay fitadidiany
Izy no atokana
Fa misy pejy iray
Voakafiry, notsitsiany
Ho azy mandrakizay
K’ireo tantara rava
Voasaraky ny androany
Ireo teny diso vava
Voatahiry any
Tsy ho hadinoko iny
Fa an-toerana voatokana
Izay fitadidiany
Izy no atokana
