Hevitra momba ny Resim-bavy?
Hiverina amin'ny Resim-bavy?
hery (
06/05/2004 00:19)
(Valin'ny Resim-bavy an'i Lebota)
Misy ady manirery
Mety sedram-pijaliana
Nefa mampitombo hery
Raha toa ka tena tiana.
Tsy resy ialahy fa niova ady
Misy ady manirery
Mety sedram-pijaliana
Nefa mampitombo hery
Raha toa ka tena tiana.
Tsy resy ialahy fa niova ady
rinakely1 (
25/06/2005 23:07)
mahafinaritra ahy ny mamaky ny tononkalonao.
ngah d tena tia b any viavy io enao ra-namana?
ngah d tena tia b any viavy io enao ra-namana?
