Hevitra momba ny Naleoko
Hiverina amin'ny Naleoko
ombre (
02/12/2006 09:07)
lalàn'ny fitiavana daholo izany rehetra rehetra izany.
Soarilala (
12/06/2010 22:33)
Tahak'izay izany tsy nanoina ny antsonao, tsy nandray ny tananao no tsy namihina anao ...saingy indrisy fa diso aoriana loatra satria efa lalim-paka ilay fitia.
Atao ahoana ary e!
Atao ahoana ary e!
