MBA MAILO (MANDA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny rova no miterona antampon-kavoana,
Paik'ady handavoana ny mpanani-bohitra.
Raha toa sendra fahavalo manoloana,
Moa hanaiky lembenana fa tsy mba hanohitra?

Fitiavana ny tsy hananan-dratsy,
Mahatonga ny olona be fananarana.
Tiany hahitsy mba ho tsara vatsy.
Ny lala-mideza feno fiakarana.

Mba mailo ihany fa aza variana,
ny tampoka mantsy tsy mahalehilahy.
Mety ho sarotra mantsy ny fandidiana.
Mba matotra ihany aza tanora fanahy.

Etoile du Berger Jr. (05/04/25)
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana
196 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : MANDA
Nampiditra : harry's
Daty : 06/04/2025 15:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0108