Tiako ianao (ManGela)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy voalohany aho fa tsy aiko hoe fahampiry
Enao kosa tsy hisolo impiry impiry
Enao nom ho ahy mandramaty
Satria fitiavantsika ts ho faty



Noho izany ary ry Malala
Ireo olanao tsy tinao hisy halala
Teneno amiko Ary ry tiko
Ny tsy hampalahelo anao ny hany mbA faniriko



Ekeko hoe za aty tany lavitra
Kanefa ny foko sy ny fitiavako tsy manalavitra
Antananarivo sy Antsirabe
Memitenena fa za vonona handreeha
By ManGela
Le 31/05/26
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
36 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ManGela
Inséré par : ManGela
Date : 06/06/2026 18:30
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518