MAMAN'I ANISSAH (Manjakavelo chackmanof prosper)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay vadiko malala tsara fanahy,tiako izy ary fitiavanay,
tsy misy manahy.
Ny anarany heritiana georgia,
tiako izy ary maneva ahy.
Na misy ny hady tsy inona tsy akory,
fa fitiavana azafady.
Tsy mihala amin'olona koa ny manaratsy,
fa izy no tikoy ary tsy mialon-jafy.
Roa ny zanakay anissah sy achy.
Viavy roa manja kely tena malagasy.
Ny fanambadianay tsy resaka taratasy,
fa fitiavana tsara efa mafy.
Nandalo daholo ny fanimbana,
sy fanaratatsina na teo aza izany
tsy hita taminay ny hakiviana.
Na lavitra ary izaho na aty,
ny fitiavanay efa lafatra sy fy.
Maro ny vevavy fa izy ihany,no hitako favy.
--------
Rohy:
Mpakafy:
pros
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Manjakavelo chackmanof prosperNampiditra : pros
Daty : 27/01/2011 16:13