Tia (Mbinintsoa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mifanalavitra isika sombinaiko tsy anoloako
Fa ny endrika sy bika
isaloranao dia tsaroako
'zany tsiky manendrika
ny vatanao tontolo
No inoako tsy haharendrika
'lay fitia tsy ho voasolo
N'aiza alehanao
tsarovy re rahavako
F'izaho tia anao
no mipololotra eo am-bavako
--------
Rohy: