Izaha ahy aho! (Mi ' Hel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao aho irery
Izao aho mangaina
Izao aho mahalaelo
Izao aho manahy

Nefa ity izaho hiatrika
Ity izaho hijoro
Ity izaho hanorina,
Fanantenana vaovao

Hizaha aho, ho avy
Hizaha aho, tsiky
Hizaha aho, fanilo
Hiazaha aho, hery

Ary indray androany mety…..
Ho izy izao indray,
No hizaha….. izao izaho
--------
Rohy:
1040 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mi ' Hel
Nampiditra : mihel
Daty : 23/02/2011 12:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133