Hevitra momba ny HANAKENDA ELEFANTA

Hiverina amin'ny HANAKENDA ELEFANTA
vetsoko ( 11/08/2006 11:12)
mission impossible no lohatenin'io tononkalo io
rahonala ( 14/08/2006 04:34)
Matsiro leizy le
helitiana ( 01/10/2006 18:54)
amin'ny maha-izaho ahy,dia tsy takatry ny saiko mihitsy ny vontoatin'ity tononka
helitiana ( 01/10/2006 18:57)
averiko fa tsy tafita tery ambony,tsy takatry ny saiko mihitsy ho aho ny vontoatin'ity tononkalo ity,tsy hoe ratsy akory fa mampiasa saina be loatra,tokony mamorona angano ianao na sahala am'izany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009