Ratra (Natachha)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ratra angolaina
Fitia mitaraina
Ratra tato am-poko
Feno ny toloko

Neniko ato anatiko
Mandram-pahafatiko
ny fitaka nataoko
Anao hatramin'izao

Ny ditrako no lasa
ny hoaviko no asa
ny todiny no sisako
ho anjara paradisako
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana
1077 1
Mpakafy: Tokalahy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Natachha
Nampiditra : natachha
Daty : 25/09/2007 06:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137