Commentaire à propos de Miaraka
Revenir à Miaraka
vetsoko (
12/08/2006 10:20)
dia miara mizotra e!
soanja (
14/09/2006 05:06)
Mahafinaritra le hoe "Tsy misy teritery". Misaotra fa mahafinaritra be mihitsy. Soanja
pissoa (
18/12/2006 20:32)
Tiako be, ndrindra ilay hoe
[i]Miaraka midola,
Fo roa mitovy zotra.
Miaraka miangola,
Miaraka mihoitra.[/i]
...
[i]Miaraka midola,
Fo roa mitovy zotra.
Miaraka miangola,
Miaraka mihoitra.[/i]
...
