Hevitra momba ny Sitrapon'iza?
Hiverina amin'ny Sitrapon'iza?
booboo (
26/11/2004 18:23)
iƩ mampalahelo satria malahelo koa zareo nefa " Dia omena tsiny ve i Dada / Dia omena tsiny ve i Neny ".
chipie1 (
28/11/2004 16:57)
mampalaelo be le izy!!!
jeroma (
29/11/2004 08:44)
Mampalahelo tokoa fa indrisy e, izay no vaha-olana hitan'izy roa
NyKanto (
29/11/2004 13:50)
Mahonena!
kally (
02/05/2005 20:38)
Hanameloka ve?Hitsetra ve?Onena koa... Te hampitraka... Ireo ny fihetsem-po mety homen'ny tononkalo.
