Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny TSIKY INDRAY MITSIKY!
Hiverina amin'ny TSIKY INDRAY MITSIKY!
tojoninofy (
18/06/2015 06:54)
Atolotra ho an'izay tezi-dava sy tsy misy tsiky rehetra na iza na iza sy mitady tsiky aty tsy vidina fa zaraina fotsiny ze haka e! atsoy aho dia homeko tsiky ianao indrindra fa izay rehetr resiny fiainana sy mora kivy fa zà manana tsindrona "zà tsy kivy" sy "comprime" tsy kivy maro ihany koa!
