Hevitra momba ny Apakah kamu ingat?
Hiverina amin'ny Apakah kamu ingat?
SANAKERIB (
09/02/2024 06:41)
Soratra miteny iray nataoko tamin'ny Fiteny Indonezia
hery (
12/02/2024 18:29)
Fa inona ny tena dikany? :-)
SANAKERIB (
13/02/2024 06:53)
Hery o , omeko anao ny dikany amin'ny teny frantsay fa miandrasa kely fotsiny
SANAKERIB (
14/02/2024 05:01)
HERY O : Vous souvenez-vous? izay no hamehezako ny votoatiny; misaotra niantsa
hery (
14/02/2024 07:38)
Nety ve ny namakiako azy? Hitako nisy voadingana
SANAKERIB (
15/02/2024 05:17)
TENA TSY NAMPOIZIKO HOE MAHAY MAMAKY TAHAKA IZANY NY MPANORATRA NAMANA. FALY AHO KA NA NISY KELY VOADINGANA AZA KA
