Hevitra momba ny LE CAMP ET L'AUTRE
Hiverina amin'ny LE CAMP ET L'AUTRE
ILAIMAILAKA (
23 andro lasa)
Mba mangataka tompoko, tokony mba ho hitanay tompoko ny manao j'aime raha mety satria hijerenay ny mpanaraka anay....
ILAIMAILAKA (
22 andro lasa)
Mba afaka jerena ve tompoko ny vue
hery (
20 andro lasa)
Efa misy daholo ny zavatra angatahinao :-)
Jereo eo ambanin'ny tononkalo ny isan'ny vue sy ny mpakafy
Jereo eo ambanin'ny tononkalo ny isan'ny vue sy ny mpakafy
