Ampidiro aloha ny tenimiafina
Niraraka ny felany, Niko (Ny Antara ANDRIANARISAINA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niraraka ny felany, Nikoro koa ny bikany,
valaka ny tenany
ka zary fahanginany
ny ako manodidina !
Akoako moana,
re manidintsindina
ao an'erin'ny mpisaona.
--------
Rohy:
Mpakafy:
NyAntara
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Antara ANDRIANARISAINANampiditra : NyAntara
Daty : 03/07/2018 15:16
