Hevitra momba ny Setrin'ilay fitia natolotra
Hiverina amin'ny Setrin'ilay fitia natolotra
Sara (
14/09/2007 13:07)
Mahafinaritra mihitsy ny tononkalonao ry Ny Eja, miantefa aty am-po, raha sitrakao dia mba te hifanoratra mail aminao aho.
nyeja (
11/01/2008 02:35)
mankasitraka an'i sara, biz
rhina (
12/09/2009 14:38)
d mbola maneo fisaorana an'i Ny eja sy fankaherezana d mirary soa sy fanambinana hatrany fa tena tsara e!!! tsara sady kanto ny asa soratrao
Rfntr (
30/09/2009 07:14)
mafinaritra ny kanto malagasy vohizinao Ny Eja ary mankasitraka anao mamentsoventso ny tontonlonay. mankahery hatrany
