Hevitra momba ny ETSY SY EROA

Hiverina amin'ny ETSY SY EROA
iasara ( 11/02/2012 19:01)
mahafinaritra eh,kanto,mahaliana,..manana tanora afaka anandratra ny asa soratra malagasy ny firenena.misaotra sy mankasitraka Ny hariniaina.
nyhariaina ( 13/02/2012 14:14)
*NY HARIAINA azafady fa tsy Ny Hariniaina

Tsy misy fisaorana Iasara a! Efa rĂ¡ mikoriana ilay fanoratana dia tsy mety ho afaka intsony.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097