Hevitra momba ny Fahanginana

Hiverina amin'ny Fahanginana
NyKanto ( 13/12/2004 18:28)
Ekeko ,
fa misy ,
ekeko fa misy veloma tokoa ,
atao amin'ny maty,
atao amin'ny maty arahina saona.

Fa fara -veloma,
fa fara-veloma mangidy kokoa ,
ny an'izay velona tsy afaka mihaona.

RADO
vetsoko ( 13/12/2004 22:40)
mirary fiononana ry se a!ny ho avy indray mbanjinina moa e!nefa tsy manakana anao tsy ahatsiaro izany,ny soa nataony no tsarovy dia mahità fifaliana,izany an!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092