Hevitra momba ny Vatsin'aina

Hiverina amin'ny Vatsin'aina
didou ( 07/06/2004 19:25)
efa mijery ny sangan'asanao amin'izay ary aho manomboka eto satria dia niditra ho "namana" ! mandra-piresaka indray.
NyKanto ( 08/06/2004 08:00)
Misaotra an'i Didou nandalo sy nitsidika ary koa mbola nametraka hafatra dia mbola maniry fanohizana koa amin'ny firesahana.
Mirary soa mandrakariva.
Ny Kanto.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092