Commentaire à propos de KAMBOTY Ho anao ry namako

Revenir à KAMBOTY Ho anao ry namako
Ny Tiasolo ( 21/08/2018 13:05)
Fa rehefa hoe manan-karena ve dia mankahala ny kamboty, ary manenjika sy mankahala ka tsy menatra milaza fa: " INONA IZAY INY,TSY KITAY TSY VARY MAINA, TSY ASA TSINONTSINONA,VAO TEO NIALA NIANATRA".Dia raràna mafy ilay zaza izay tsy naloaky ny kibo na nanasatra azy akory,nefa dia lazaina fa:" HOATRY NY OLONA ADALA SY VOAOZONA MANAMBADY AHY". hmhmhmhm. tsy ho voatantara fa lava dia lava...
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101