AKOMBONY NY VAVA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
30. Oktobra

?✖️⛔« Rehefa misy mahafaly anao dia aza variana mitantara izany etsy sy eroa fa tehirizo aloha. Sao hanararaotra anao ny hafa ka ho votsotra sy ho very indray izay nangonina hatrizay.
Raha misy mahaory dia fadio ny manely izany satria fahafinaretana ho an'ny hafa ny mihomehy sy mitsikera raha mahita anao mianjera. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28.07.16)

(“Quand ça se passe bien dans ta vie, n’en parle pas trop, certains t’envient… Quand ça se passe mal dans ta vie, n’en parle pas trop, certains en rient…”)
--------
Rohy:
12 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113