AOKA HALALAKA NY FO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
23. Jona?❣️?♥️?
« Raha fantatrao fa arakaraka ny halalaky ny toerana iray no mahamoramora ny feo avoakany. Aoka halalaka ny fo dia ho voafafa avokoa ireo simba sy mety ho ratram-po. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao .
(07 .12. 14)
(« L’espace efface le bruit. » Victor HUGO)
--------
Rohy:
