ATAOVY MAHATSAPA NY FISIANAO NY HAFA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
22.  Oktobra

« Izay iarahana mitoetra dia mahatsapa fa misy ilàna anao: mazoto mitsiky, mazoto mihaino rehefa mba mitalaho ianao; mahatsiaro hatrany ny fisianao, ilaina ianao. Areniny ianao raha sendra solafaka, tsy hadinony velively ny mitondra am-bavaka anao. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(15.07.16)

(« Sois avec quelqu’un (e) qui est fier(e) de toi, qui rit avec toi, qui t’écoute, qui te comprend, qui te traite bien, et qui fait de toi sa priorité. »)
--------
Rohy:
16 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117