EFITRANO KELY AO AM-PO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
3. May?? “Matetika izay ankafiziko sy tsy foiko hisaraka amiko amin’ny androm-piainako dia mirindrina ao am-poko. Tsy afaka misokatra hivoaka sy hitroatra raha tsy ny fiainana indray no mandona sy manaitra azy hifoha, hitaiza ary hanamboatra.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09. 11. 15)
(“The things we truly love stay with us always, locked in our hearts as long as life remains.” Josephine BAKER)
--------
Rohy:
