ESORY NY FISALASALANA  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
11. May

??⏲️ « Raha jambenan’ny fisalasalana hoe mbola handry sa avy dia hiarina, dia ianao ihany no ho diso anjara tsy hahita ny hakanton’ny fainana. Ary na ny faravodilanitra midorehitra sy mena aza, tsy hahitanao fifaliana sy tianao hojerena akory. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(25 .05. 14)

(« Si vos tracas vous aveuglent, vous ne pouvez pas voir la beauté du coucher de soleil. »   Krishnamurti)
--------
Rohy:
12 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121