FANTARO IZAY LASIBATRAO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
28. Aprily ??? « Tsy tafapetrakao akory ny fitaovam-pitifirana dia efa azonao sahady ny tanjona nokasainao hotratrarina, raha toa ka hainao ny mikendry sy mitetika ny tigetra tena marina. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(22 .05. 14)
(« La flèche a déjà atteint sa cible avant d’avoir laissé l’arc. » Proverbe Zen)
--------
Rohy:
