NY VALIFATY TSARA INDRINDRA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
14 Aprily“Ny fahombiazana no valifaty tsara indrindra.
Ho tampina ny vavany, ny hoavinao ho tsara rindra.
Ampio izy, amin’izay ianareo ho afaka hiaraka mamindra.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(27.10.16)
(“Success is the best revenge.”)
--------
Rohy:
