METEZA HO FANILO (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
13. Aogositra

?️?⛈️? « Na manjavona sy maizina aza ny fiainantsika, feno korontan-dava sy hotakotaka, dia ilaina hatrany ny jiro mazava mba hampisava sy handroaka ny haizina handeha…Eo amin’ny fiainana? Meteza ho fanilo. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(24.09.15)

(« Dans la brume ou la tempête, le phare éclaire et réconforte le marin. Le monde a besoin de réconfort et d’apaisement, soyez un phare dans la vie. » Hervé DESBOIS)
--------
Rohy:
5 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0785