NY ELA NIHETEZANA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
08.  Novambra

?? « Ny tanora herotrerony ao anaty fahatanjahana dia matetika mirimorimo, fa ny ela nihetezana sy efa fotsy volo mandeha somary miadana na dia za-dalana aza, na dia efa tsinjony avokoa ny mety hiseho rehetra mandra-pahatonga any. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(17.08.16)

(“Le vieux sage dit : L’homme jeune marche plus vite que l’ancien, mais l’ancien connait la route.” FIRAS)
--------
Rohy:
8 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357