OLONA ADALA IANAO SA OLON-KENDRY? 21 Aprily And2 (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
« Mitsaontsaona ny adala raha miteny, tsy fantany akory izay teneniny na izay tokony hafeniny. Ny olon-kendry kosa dia mahay manakombona ny vavany amin’ny zavatra fantany. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(10 .12. 13)

(“Le sage ne dit pas ce qu’il sait, le sot ne sait pas ce qu’il dit.”)
--------
Rohy:
12 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115