RAHA ILAIKO NY MISINTAKA DIA … (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
23. Aogositra

« Miezaka tsy ho tezitra aho ka mandinika aho aloha, mandajalanja samirery. Raha ilaiko ny misintaka dia tanterahiko izany hahafahako mamehy sy mitsabo indray ny feriko. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(14-12-15)

(« Je ne me mets plus en colère : J’observe, je réfléchis et je m’éloigne si cela est nécessaire. »)
--------
Rohy:
21 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135